HIFARANA IZAO (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFARANA IZAO
Hifarana izao ny fiarahantsika teto
Hifarana indray.
Ka ny veloma hifanaovana dia ho mandram-pihaona
Fa tsy ho mandrakizay
Ny anio no hifarana fa ny finoako ato anaty
Eny faniriako hatrany
Dia ny hihaonantsika rehetra
Rehefa any an-danitra any
Fantantro ny lalàna raha mbola eto an-tany
Fa tery sy mideza
Mety hisy fijaliana, ranomasom-pahoriana
Nefa hoy aho tononkira.serasera.org hoe mahereza
Tsy angano wuax akory fa misy tena misy
Ilay Paradisa vaovao
Nefa matokia rjgpxrxh hatrany e! tano ny finoana
Mahereza ianao
Veloma e!
Aza malahelo foana
Veloma e!
Tsy ho mandrakizay eynvuhs fa mandram-pihaona
Veloma e!
Manana finoana
Fa any an-danitra any isika rehetra izao
Tsy maintsy mbola hihaona.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 5259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Felana
Daty : 15/12/2004 00:13