HIFARANA IZAO (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFARANA IZAO
Hifarana izao bdhqvt ny fiarahantsika teto
Hifarana indray.
Ka ny veloma hifanaovana dia ho mandram-pihaona
Fa tsy ho mandrakizay
Ny anio no hifarana fa ny finoako moyrc ato anaty
Eny faniriako hatrany
Dia ny hihaonantsika rehetra
Rehefa any an-danitra any
Fantantro ny lalàna raha mbola eto rydl an-tany
Fa tery sy mideza
Mety hisy fijaliana, ranomasom-pahoriana
Nefa hoy aho hoe mahereza
Tsy angano akory fa misy tena misy
Ilay Paradisa vaovao
Nefa matokia hatrany e! tano ny finoana
Mahereza ianao
Veloma e!
Aza malahelo foana
Veloma tononkira.serasera.org e!
Tsy ho mandrakizay fa mandram-pihaona
Veloma e!
Manana finoana
Fa any an-danitra any isika rehetra izao
Tsy maintsy mbola hihaona.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Les AdelineVisites : 5260
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Felana
Date : 15/12/2004 00:13