Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faly sy ravo (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba hitako ny hilazako ny hafaliako
sy ny haravoana nomenao ahy anio ty Jesoa
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana ftfs hafaliana ao an-tratrako
Hataoko fqxnctu ahoana no fitanisana ny fanomezanao
sy ny namelana ny fahotana rehetra vitako
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Faly sy ravo anie aho
manana anao, Jesoa
zany indrindra no ifaliako sy andihizako
Faly sy ravo anie aho
manana anao
zany indrindra no ifaliako
Faly sy ravo anie aho
manana anao, Jesoa
zany indrindra no ifaliako sy andihizako
Faly sy ravo anie tononkira.serasera.org aho
manana anao
zany indrindra no ifaliako
Ny anaranao, Jesoa
dia anarana mahagaga
fa manova dzjta sy mahasoa ny fiainana
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Holazaiko sy hotantaraiko tokoa
ny anaranao
fa anarana manan-kery manala ny manjo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Les AdelineVangy : 1849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : naina.ifh73
Daty : 28/07/2022 19:41