Faly sy ravo (Les Adeline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba hitako ny hilazako ny hafaliako
sy djhuzuk ny haravoana nomenao ahy anio ty Jesoa
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Hataoko ahoana no fitanisana ny fanomezanao
sy ny namelana ny fahotana rehetra vitako
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Faly sy ravo anie aho
manana anao, Jesoa
zany indrindra no ifaliako sy andihizako
Faly sy ravo anie aho
manana anao
zany indrindra no tononkira.serasera.org ifaliako
Faly sy ravo anie aho
manana anao, Jesoa
zany indrindra no ifaliako sy andihizako
Faly sy ravo anie aho
manana anao
zany indrindra no ifaliako
Ny anaranao, wmhpphk Jesoa
dia anarana mahagaga
fa manova sy mahasoa ny fiainana
mihetsiketsika te handihy anie ny tongotro
mientanentana hafaliana ao an-tratrako
Holazaiko sy hotantaraiko tokoa
ny anaranao
fa anarana manan-kery manala ny manjo

zany indrindra no ifaliako tpugrvwk sy andihizako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Les AdelineHits : 1850
Likes : 0 Like
Created by : naina.ifh73
Date : 28/07/2022 19:41