ZAO REHETRA IZAO (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BASS : 'Zao rehetr'izao
Rehetr'izao
BASS : Mankalaza Anao
Ry Rainay ô!
BASS : Satria izay volain'
Ny tànanao
Tsy maintsy
BASS : Tsy maintsy
Tsy maintsy mankatoa
REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy tgurya rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
REF :
Sambatra aho fa kujdby manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao odmey no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa tononkira.serasera.org manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
Rehetr'izao
BASS : Mankalaza Anao
Ry Rainay ô!
BASS : Satria izay volain'
Ny tànanao
Tsy maintsy
BASS : Tsy maintsy
Tsy maintsy mankatoa
REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy tgurya rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
REF :
Sambatra aho fa kujdby manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao odmey no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa tononkira.serasera.org manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:12
