MPIANDRY ONDRY (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiandry ondry izay mitoetra ao antsaha
Raha vao nandre ny feo nambaran'ny Anjely
hoé "Nomenana anareo anie ilay Kristy Jesô"
Nihoby sy nifaly, nankalaza Azy

REF :
Voninahitra anie hoan'Andriamanitra
Fiadanana hoan'ny olony
Dera sy laza soa no asandratray Anao
Omeo Voninahitra ny Tompo Mpanjakanao

Nisy olon-kendry izay avy antsinana
Niankohoka Azy koa nankalaza ny Tsitoha
Zava-manitra sy miora sy volamena koa
Natolony hoan'ny Tompo, fanati-tsitrapo

A/C : group MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAK
Vangy : 347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4552