DISIPA (Misy PARADISA) (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay Paradisa vao

REF 1 :
Tsy mba misy intsony ao fijaliana
Fa, hasambarana tonga lafatra
Saingy tsy malalaka ny làlana mankao
Ka vonjeo sao tara ianao

Ny eto an-tany fandalovana
Ka tandremo sao sondriana ianao
Be ny zavatra ifalianao
Ka vonjeo sao very ianao

REF 2 :
Miandrandrà ny Lanitra dia hoazonao
Fainan-tsambatra tonga lafatra
Fa izao tontolo izao ho simba sy ho lao
Ka vonjeo sao tara ianao

Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan'ny Lanitra
Io 'lay Paradisa vao (3fois)

A/C : Group MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAK
Vangy : 241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805