Lehilahy FLMAK

Nampiditra Valova
26/01/2023 09:53
Hiran'i Lehilahy FLMAK 16 Jereo eto
Vangy : 966
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Fikambanan-dehilahy Kristiana miorina ao amin'ny Fiangonana FLMAK Ambohimena Antsirabe, mifototra amin'ny hira fiderana an'andriamanitra sy fitoriana ny Filazanatsara.

Hevitra momba an'i Lehilahy FLMAK

Valova (29/09/2026 07:37)
ny fikambanana Lehilahy FLMAK dia omena anarana iraisana hoe "LMK (Lehilahy Miara-dia amin'i Kristy"

Hiran'i Lehilahy FLMAK (16)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108