ZAO REHETRA IZAO (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BASS : 'Zao rehetr'izao
Rehetr'izao
BASS : Mankalaza Anao
Ry Rainay njyuido ô!
BASS : Satria izay volain'
Ny tànanao
Tsy maintsy
BASS : Tsy maintsy
tononkira.serasera.org Tsy maintsy mankatoa
REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa jtdmsd manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
REF :
Sambatra aho fa idlap manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
Rehetr'izao
BASS : Mankalaza Anao
Ry Rainay njyuido ô!
BASS : Satria izay volain'
Ny tànanao
Tsy maintsy
BASS : Tsy maintsy
tononkira.serasera.org Tsy maintsy mankatoa
REF :
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa jtdmsd manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
REF :
Sambatra aho fa idlap manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Amin'ny fiainako tontolo
Ianao no hany antenaiko
Sambatra aho fa manana Anao
Ho mpiantoka sy rehareha
Rehareha fa manana Anao
Ho Mpamonjy sy Mpanavotra ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 798
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 10:12
