Tsara ny Tompo (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
orrqhxr Hidera an'I Jehovah, hihira hoazy koa
Hanandratra ny feoko, hidera ilay Ray Tsitoha
Nanafaka ahy Izy, namaly hxqueh ny antsoko
Ka tretrika ery, ny fo sy fanahiko
REF qvuu :
Andramo ka izahao, fa tsara ny Tomponao
Sambatra tokoa, ny mandray azy am-po
Tolorany fitia, sy fiainam-paradisa
'Zay miankina aminy, tsy misy tsy ho tafita
Mahereza re, tanjaho ny sainao
Fa miandry anao anie, Jehovah Tomponao
Anjely marobe, mitantana anao
Koa mahereza re, hefao ny adidinao
REF : …..........................
Tapaho ny hevitrao, mizora dieny izao
Fa misy fetra anie, zao fiainana eto izao
Miandry tononkira.serasera.org anao ny Ray, mihaino ny antsonao
Mivavaha re, mifonà dieny izao
REF : ….......................... X2
A/C : Group MIHARY
Hanandratra ny feoko, hidera ilay Ray Tsitoha
Nanafaka ahy Izy, namaly hxqueh ny antsoko
Ka tretrika ery, ny fo sy fanahiko
REF qvuu :
Andramo ka izahao, fa tsara ny Tomponao
Sambatra tokoa, ny mandray azy am-po
Tolorany fitia, sy fiainam-paradisa
'Zay miankina aminy, tsy misy tsy ho tafita
Mahereza re, tanjaho ny sainao
Fa miandry anao anie, Jehovah Tomponao
Anjely marobe, mitantana anao
Koa mahereza re, hefao ny adidinao
REF : …..........................
Tapaho ny hevitrao, mizora dieny izao
Fa misy fetra anie, zao fiainana eto izao
Miandry tononkira.serasera.org anao ny Ray, mihaino ny antsonao
Mivavaha re, mifonà dieny izao
REF : ….......................... X2
A/C : Group MIHARY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 682
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 09:57
