OMEO HERY (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! ry Tompo ity ny zanakao
Mila ho solafaka tafasaraka Aminao
Tolory ahy ny famojena qvov am-pelatananao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao
REF :
Vatolampy sy fahazavan’ny lalako Ianao
Ka aza manafina tononkira.serasera.org ny tavanao uqvwi amiko
Aza manary na mahafoy ahy Ianao
Omeo hery aho fa hanao ny asanao
Andriamanitra ô! ry Tompo ity mpanomponao iray
Izay nomenao ny htabyjaz famonjena tamin’ny ran’ny Zanakao
Afaka aho ankehitriny mangataka aho ry Ray
Omeo ahy ny herinao hitoriako ny asanao
A/C : Group MIHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lehilahy FLMAKHits : 1220
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 10:14