MIBEBAHA IANAO (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mibebaha ianao fa andro farany izao
Mananton'ilay Andriamanitra Ray
Fa hoavy ny andro hiantsoan'ny Tompo anao
Na hovoavonjy ianao na hovoaheloka mandrakizay

REF :
Miaingà ianao jereo ny Tompo hivavao
Fa miharatsy izao fiainan'izao
Antsoy Jesô fa Izy tsy mandao anao
'Lay ondry very nania ka hita indray
Jesô no làlana fahamarinana
Fiainana sy Paradisa soa

Mibebaha ianao miambena re ka mivavaha
Fa tsy fantatrao ny andro ora fe-potoana
Ny Mpanjaka Masina ho tonga tampoka
Hampaneno ny Trompetran'ny Lanitra

REF : ….......................... X2

A/C : Group MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAK
Vangy : 338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742