Ampidiro aloha ny tenimiafina
TONGA NY MESIA (Lehilahy FLMAK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanay ilay sasak’alimbe
Nahaterahan’i Jesô zaza re
Mpanjaka masina sy lehibe
No nidina hanafak’ota re
REF :
Haleloia tononkira.serasera.org derainay ianao cwswvgat ry Ray ô
Fa mendrika Anao ny voninahitra
Hosana hoby ventso ho Anao
Tanteraka ny fiandriananao
Feo fiderana manakoako ery
Mitory hatrany kmom fa magvhv tonga ny Mesia
Ny voary rehetra mirana sy faly ery
Fa tonga eto an-tany Ilay kristy
A/C : group MIHARY
Nahaterahan’i Jesô zaza re
Mpanjaka masina sy lehibe
No nidina hanafak’ota re
REF :
Haleloia tononkira.serasera.org derainay ianao cwswvgat ry Ray ô
Fa mendrika Anao ny voninahitra
Hosana hoby ventso ho Anao
Tanteraka ny fiandriananao
Feo fiderana manakoako ery
Mitory hatrany kmom fa magvhv tonga ny Mesia
Ny voary rehetra mirana sy faly ery
Fa tonga eto an-tany Ilay kristy
A/C : group MIHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lehilahy FLMAKVangy : 865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 26/01/2023 10:15
