TONGA NY MESIA (Lehilahy FLMAK)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanay ilay yuaoq sasak’alimbe
Nahaterahan’i Jesô zaza re
Mpanjaka masina sy lehibe
No nidina hanafak’ota re

REF :
Haleloia derainay ianao ry Ray jdmk ô
Fa mendrika Anao ny voninahitra
Hosana hoby ventso ho Anao
Tanteraka ny fiandriananao

Feo fiderana manakoako ery
Mitory hatrany fa tonga ny Mesia
Ny voary rehetra mirana sy faly ery
Fa tononkira.serasera.org tonga eto jmkray an-tany Ilay kristy

A/C : group MIHARY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lehilahy FLMAK
Hits : 911
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 26/01/2023 10:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322