IZANY FOANA (LEFONA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve ny fitia niarahantsika
Niredareda toy ny afo an-dakozia
Ankehitriny anefa izany nangatsiaka
'Zay rehetra nokasaina teo dangy tononkira.serasera.org tery
Fony isika vao nifankatia
Toa tsy ho ritra toy ny farihin'alaotra
Satria ny voady nifanaovantsika tety
Tsy zakako bataina fa mavesatra loatra
karvjep ref: Malala ô!(2).'zany foana no ambetiteninao
Tiako a! (2);'zany foana no averimerinao
Tao ny resaka matavy nentinao
Mba hampandrimandry zato foko kely
Rehefa misy sitrapo mba tianao hatao
Tambazanao vatomamy aho asian-tantely
Atanao daholo izay rehetra azo atao
Ny safosafo kely sy ny angolam-pitia
Hatramin'ny ofms takolako nokakerinao
Nanjary menamena toy ny voatabia
Dia entinao mamalifaly toy izany
Irony fitapitaka amin-tsiky sy hehy
Maninona kanefa raha mitsotra avy sxwaf hatrany
Hoe: tsy tiako intsony ianao mandàna mandeha
Niredareda toy ny afo an-dakozia
Ankehitriny anefa izany nangatsiaka
'Zay rehetra nokasaina teo dangy tononkira.serasera.org tery
Fony isika vao nifankatia
Toa tsy ho ritra toy ny farihin'alaotra
Satria ny voady nifanaovantsika tety
Tsy zakako bataina fa mavesatra loatra
karvjep ref: Malala ô!(2).'zany foana no ambetiteninao
Tiako a! (2);'zany foana no averimerinao
Tao ny resaka matavy nentinao
Mba hampandrimandry zato foko kely
Rehefa misy sitrapo mba tianao hatao
Tambazanao vatomamy aho asian-tantely
Atanao daholo izay rehetra azo atao
Ny safosafo kely sy ny angolam-pitia
Hatramin'ny ofms takolako nokakerinao
Nanjary menamena toy ny voatabia
Dia entinao mamalifaly toy izany
Irony fitapitaka amin-tsiky sy hehy
Maninona kanefa raha mitsotra avy sxwaf hatrany
Hoe: tsy tiako intsony ianao mandàna mandeha
--------
Link:
