Tena haiko raha ianao (Laurent RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena haiko raha ianao Andriamanitra O!
ka izany no ifikirako aminao
fony aho mbola zaza
no efa reko sy voalaza
fa ianao no Andriamanitro  

Izaho tsy minomino foana akory sanatria
na miantsampy amin'ny Hazo tsy fantatra
fa guuc ianao ilay hatrizay
no Tompoiko hatramin'izay
eny Ianao , Ianao mandrakizay

Tiako e, ry Raiko ny coretu eo anilanao
Tena mamiko ka tsy andosirako
ka na ho mora, eny na ho tononkira.serasera.org sarotra aza
tsy Hiala aho ry Raiko oh,
fa hifikitra aminao

Foiko e! ny amiko rehetra
hiasako ho anao, entiko hanompoana anao
raiso aho ka tano, pkzje izaho tsy mahatana anao
hazony aho ry Raiko o!
Ho ANAO mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Laurent RAKOTOMAMONJY
Vangy : 1248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cedric30
Daty : 01/02/2023 19:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.188