Tena haiko raha ianao (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
obgy Tena haiko raha ianao Andriamanitra O!
ka izany no ifikirako aminao ljcm
fony aho mbola zaza
no efa reko sy voalaza
fa ianao no Andriamanitro
Izaho tsy minomino foana akory wxmsnqpj sanatria
na miantsampy amin'ny Hazo tsy fantatra
fa ianao ilay hatrizay
no Tompoiko hatramin'izay
eny Ianao , Ianao mandrakizay
Tiako e, ry Raiko ny eo anilanao
Tena mamiko ka tsy andosirako
ka na ho mora, eny na ho sarotra aza
tsy Hiala aho ry Raiko oh,
fa hifikitra aminao
Foiko e! ny amiko rehetra
hiasako tononkira.serasera.org ho anao, entiko hanompoana anao
raiso aho ka tano, izaho tsy mahatana anao
hazony aho ry Raiko o!
Ho ANAO mandrakizay
ka izany no ifikirako aminao ljcm
fony aho mbola zaza
no efa reko sy voalaza
fa ianao no Andriamanitro
Izaho tsy minomino foana akory wxmsnqpj sanatria
na miantsampy amin'ny Hazo tsy fantatra
fa ianao ilay hatrizay
no Tompoiko hatramin'izay
eny Ianao , Ianao mandrakizay
Tiako e, ry Raiko ny eo anilanao
Tena mamiko ka tsy andosirako
ka na ho mora, eny na ho sarotra aza
tsy Hiala aho ry Raiko oh,
fa hifikitra aminao
Foiko e! ny amiko rehetra
hiasako tononkira.serasera.org ho anao, entiko hanompoana anao
raiso aho ka tano, izaho tsy mahatana anao
hazony aho ry Raiko o!
Ho ANAO mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Laurent RAKOTOMAMONJYVisites : 1300
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : cedric30
Date : 01/02/2023 19:19
