HO RAVA IHANY (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HO RAVA IHANY
Ho rava ihany ny andronao satria
N'iza n'iza rehefa tapitr'aina
Tsarovy fa tsy maintsy miala ety
Na dia tiana sy uvmqrq lalaina
Ka homano dieny izao ny dia
F'aza mandrimandry foana ianao e!
Tsy maintsy hilaozan'ity tany ity
Ka ifikiro ny Andriamanitrao.
Ny veloma tsy maintsy atao
F'ilaozantsika izao tany izao
Ny joxkekn nofo hiverina ho tany
Fa cigvro ilay fanahintsika ihany no mbola hiriaria
Ka dien'izao ry velona ento ny fanahinao
Ndeha ento ho vonjen'ilay Jesoa Tia. tononkira.serasera.org
Fa ny Rainao no mandahatra
Ny andro iainanao ety antany
Meteza ianao ho resy lahatra
Fa ahasoa anao izany
Any misy lanitra iray
Efa voaoman'io ho antsika
Ka rehefa miala ety de any indray
No toerana honenantsika
Efa voavoatra tokoa
Ilay paradisa soa
K'izay rehetra nanantena
Niandry tamim-pahendrena
No afaka ahita izany
K'izay naharitra tokoa ny vavaka,
Nanakim-po tamin'ny Ray no hiditra any
oouuhhh.......
oouuhhh.......
oouuhhh.......
oouuhhh.......
Aoka izay ny tomany
Groupe Laurent RAKOTOMAMONJY
Ho rava ihany ny andronao satria
N'iza n'iza rehefa tapitr'aina
Tsarovy fa tsy maintsy miala ety
Na dia tiana sy uvmqrq lalaina
Ka homano dieny izao ny dia
F'aza mandrimandry foana ianao e!
Tsy maintsy hilaozan'ity tany ity
Ka ifikiro ny Andriamanitrao.
Ny veloma tsy maintsy atao
F'ilaozantsika izao tany izao
Ny joxkekn nofo hiverina ho tany
Fa cigvro ilay fanahintsika ihany no mbola hiriaria
Ka dien'izao ry velona ento ny fanahinao
Ndeha ento ho vonjen'ilay Jesoa Tia. tononkira.serasera.org
Fa ny Rainao no mandahatra
Ny andro iainanao ety antany
Meteza ianao ho resy lahatra
Fa ahasoa anao izany
Any misy lanitra iray
Efa voaoman'io ho antsika
Ka rehefa miala ety de any indray
No toerana honenantsika
Efa voavoatra tokoa
Ilay paradisa soa
K'izay rehetra nanantena
Niandry tamim-pahendrena
No afaka ahita izany
K'izay naharitra tokoa ny vavaka,
Nanakim-po tamin'ny Ray no hiditra any
oouuhhh.......
oouuhhh.......
oouuhhh.......
oouuhhh.......
Aoka izay ny tomany
Groupe Laurent RAKOTOMAMONJY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Laurent RAKOTOMAMONJYVisites : 1405
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Laytianao7
Date : 20/05/2022 16:11
