No hifarana ny dia (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho hahatoky
Ka hifikitra fkhvcw aminao
Ry rmhvj ilay Tompo jesoa zoky
Tena mamiko ianao
Ampianaro aho tononkira.serasera.org hanantena
Fiainana mandrakizay
Ka tolory fahendrena
Mba ho tena anao ry Ray
Ampianaro aho tena hino
Fa ianao no fiainako
Aza avela hanadino
anao fitarainako
Ampianaro aho hahalala
Fa rehefa miala ety
Aminao jesoa malala
NO IFARANA NY DIA ngekq
Ka hifikitra fkhvcw aminao
Ry rmhvj ilay Tompo jesoa zoky
Tena mamiko ianao
Ampianaro aho tononkira.serasera.org hanantena
Fiainana mandrakizay
Ka tolory fahendrena
Mba ho tena anao ry Ray
Ampianaro aho tena hino
Fa ianao no fiainako
Aza avela hanadino
anao fitarainako
Ampianaro aho hahalala
Fa rehefa miala ety
Aminao jesoa malala
NO IFARANA NY DIA ngekq
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Laurent RAKOTOMAMONJYVangy : 1091
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kaitoi
Daty : 12/01/2025 20:13
