No hifarana ny dia (Laurent RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho hahatoky
Ka gedpbkr hifikitra aminao
Ry ilay Tompo jesoa tononkira.serasera.org zoky
Tena mamiko ianao
Ampianaro aho hanantena
Fiainana mandrakizay
Ka tolory fahendrena vwdcmvb
Mba ho tena anao ry Ray
Ampianaro aho tena hino
Fa ianao no fiainako
Aza avela hanadino
anao mqrn fitarainako
Ampianaro aho hahalala
Fa rehefa miala ety
Aminao jesoa malala
NO IFARANA NY DIA
Ka gedpbkr hifikitra aminao
Ry ilay Tompo jesoa tononkira.serasera.org zoky
Tena mamiko ianao
Ampianaro aho hanantena
Fiainana mandrakizay
Ka tolory fahendrena vwdcmvb
Mba ho tena anao ry Ray
Ampianaro aho tena hino
Fa ianao no fiainako
Aza avela hanadino
anao mqrn fitarainako
Ampianaro aho hahalala
Fa rehefa miala ety
Aminao jesoa malala
NO IFARANA NY DIA
--------
Link:
About this song
Artist : Laurent RAKOTOMAMONJYHits : 1095
Likes : 0 Like
Created by : Kaitoi
Date : 12/01/2025 20:13
