TIAKO INDRINDRA (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako indrindra ianao tiako tokoa
Fitia efa ela no tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina
Tongava aty avia izao
Fa hitoerako ho lapako ianao
Anjarako irery voatolotra tokana
Fa ny misy anao no hisy cienmo ahy
Fitiavana ldlpquw zay voasedra sy sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty
tsy mety maty oxrwy
Fa ilay nahary tononkira.serasera.org no nandrindra anao mba ho ahy
Fitia tsy voafetra no atolotro
Ka na maty aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao
Fitia efa ela no tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina
Tongava aty avia izao
Fa hitoerako ho lapako ianao
Anjarako irery voatolotra tokana
Fa ny misy anao no hisy cienmo ahy
Fitiavana ldlpquw zay voasedra sy sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty
tsy mety maty oxrwy
Fa ilay nahary tononkira.serasera.org no nandrindra anao mba ho ahy
Fitia tsy voafetra no atolotro
Ka na maty aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao
--------
Rohy:
