RAHA HANDEHA IANAO (Landy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa impiry impiry moa
No nasehonao tokoa
Fa ianao dia te-hiala
Saingy mbola misalasala
Mila kisa isan’andro izao
Fa toa sarotra aminao
Ny hitsotra hoe andao
                  Ref : Raha handeha ianao, mandehana
                   snouekxa        Aza izaho no atao mitana
                          Rehefa misy laninao
                          Nahababo ny fonao
                          Raha handeha ianao anefa
                          Aza dia mirefarefa
   tononkira.serasera.org                        Mba tsy hananako fotoana
                          Ahitana anao mimoana
                          Izay fpagay no iangaviako anao
Na tsiky novoleko
Ny tsy tiako fa nekeko
Na ny sento niaretako fery
Zary tolona ho ahy samirery
Nantenaiko tanatiko tao
Hoe hampiova ny fonao
Nefa indrisy hatramin’izao
                     kznd                 LANDY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Landy
Vangy : 4505
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah Désirée
Daty : 31/05/2003 11:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354