TIAKO INDRINDRA (Landy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako indrindra ianao tiako tokoa
Fitia efa ela no tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina

Tongava aty avia izao
Fa hitoerako ho wvuhslak lapako ianao
Anjarako irery voatolotra tokana

Fa ny misy anao no rntijm hisy ahy
Fitiavana zay voasedra sy tononkira.serasera.org sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty
tsy mety maty
Fa ilay nahary no nandrindra anao mba ho ahy

Fitia tsy voafetra xwvci no atolotro
Ka na maty aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Landy
Visites : 2938
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 01/10/2009 13:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285