TIAKO INDRINDRA (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako indrindra ianao tiako tokoa
Fitia efa ela no tononkira.serasera.org tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina
Tongava aty avia izao
Fa hitoerako ho lapako ianao
Anjarako irery voatolotra tokana
Fa ny misy anao cdnh no hisy ahy
Fitiavana zay voasedra sy sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty sndlscz
tsy mety maty
Fa ilay nahary no nandrindra anao mba ho ahy
Fitia tsy voafetra no atolotro
Ka na maty fllsy aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao

--------
Rohy: