Landy

Hampiditra sary Nampiditra bingo
18/02/2005 02:59
Hiran'i Landy 8 Jereo eto
Vangy : 3472
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mba mangataka any Landy hiverina eo @ sehatry ny hira raha mba mety fa be no manontany hoe aiza ary izy no tsy heno intsony.Tsara dia tsara ny feony sy ny hirany.Indrindra refa mampiara peo @ Lisy zokiny izy dia tena tsara tokoa.
Ny momba nay Landy fantatro dia hoe any France izy no mipetraka an!ary efa niteraka lahy kely,ary bevohoka indray izy amin'izao fotoana izao.Izay fa misaotra betsaka e!

Hevitra momba an'i Landy

michcka (13/04/2003 22:02)
I Landy izao dia mipetraka any ivelany ao"Cachan"
Natao mariage t@ 27 octobre 2000 izy tao @ Karibotel.
Ny anaran'ny vadiny dia i Randrianarivelo Alain Fanomezana.
Raha te hanoratra any aminy ianao izay mankafy azy dia ao @
kalalandy@yahoo.fr.
Misaotra besaka.

Hiran'i Landy (8)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2324