FANTATRO (Landy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantaro fa ianao dia hiova lasy indray
Ka nanadino foana teo huhsucfk ireo toky nomenao
Fantatro fa ianao efa tofoka sy leo
Ka mitady olon-kafa indray mba hiantsapazana

Ref : Natalakalonao dsdeh ireo akanga tsara hnrw soratra
Ity foko manirery tsy mba manana hatoraka
Ny sisa azo atao dia mipitrapitra irery
Ka ny sento no injao tononkira.serasera.org mitambesatra mameno fo
Sy mankarary an-doha

Nefa izao no tsarovy tsy miova ilay fitia
Izay natolotro ho anao hatrany am-parany
Fantatra fa izaho tsy mba nahafoy anao
Ka tsy hisy azoko hasolo ity toeranao
    

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Landy
Vangy : 3577
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/11/2006 11:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361