TIAKO INDRINDRA (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako indrindra ianao tiako tokoa
Fitia efa ela no tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina
Tongava aty avia xigo izao
Fa hitoerako ho lapako ianao
Anjarako xewviwf irery voatolotra tokana
Fa ny misy anao no hisy ahy
Fitiavana zay voasedra sy sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty
tsy mety maty
Fa ilay nahary no nandrindra anao mba ho ahy tononkira.serasera.org
Fitia vbihgnje tsy voafetra no atolotro
Ka na maty aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao
Fitia efa ela no tao am-po
Fitia voafatra tsy sasatra sy marina
Tongava aty avia xigo izao
Fa hitoerako ho lapako ianao
Anjarako xewviwf irery voatolotra tokana
Fa ny misy anao no hisy ahy
Fitiavana zay voasedra sy sahy
Satria fitia tsy atakalo ao anaty
tsy mety maty
Fa ilay nahary no nandrindra anao mba ho ahy tononkira.serasera.org
Fitia vbihgnje tsy voafetra no atolotro
Ka na maty aza ny tenako
Ny fanahiko hitoetra eo aminao hitsinjo anao
--------
Link:
