Ny hafaliana (Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sol Ny hafaliana misy izay hiainanao
No ahitana tsiky misoritra aminao
Fa fitiavan-tena 'zany hafaliana izany
Rahatoa tsy ho zaraina fa ho anao ihany D.C.
$
Re Diboka hafaliana angamba ianao
bkmc Hafa noho ny hafa ny bxdcf andro anio
Satria ny faniriana anatinao
No indro fa miseho an-tavanao
Ka tojo fifaliana fa sendra olon-tiana
mltq Ka tojo fifaliana fa sendra olon-tiana D.$.
Sol Koa rah' ny hafaliana no lazaina
Sahiko miteny tsotr' izao
Ny fifaliako feno, ampy ho zaraina
Tsy tiako ho ahy irery fa tena ho anao
Ny fifaliako feno, ampy ho zaraina
Tsy tiako ho ahy irery fa tena ho anao
Fa tena ho anao, fa tena tononkira.serasera.org ho anao .
. Mpihira : Landy
. Feony sy tonony : Noël Rakotoarivony
No ahitana tsiky misoritra aminao
Fa fitiavan-tena 'zany hafaliana izany
Rahatoa tsy ho zaraina fa ho anao ihany D.C.
$
Re Diboka hafaliana angamba ianao
bkmc Hafa noho ny hafa ny bxdcf andro anio
Satria ny faniriana anatinao
No indro fa miseho an-tavanao
Ka tojo fifaliana fa sendra olon-tiana
mltq Ka tojo fifaliana fa sendra olon-tiana D.$.
Sol Koa rah' ny hafaliana no lazaina
Sahiko miteny tsotr' izao
Ny fifaliako feno, ampy ho zaraina
Tsy tiako ho ahy irery fa tena ho anao
Ny fifaliako feno, ampy ho zaraina
Tsy tiako ho ahy irery fa tena ho anao
Fa tena ho anao, fa tena tononkira.serasera.org ho anao .
. Mpihira : Landy
. Feony sy tonony : Noël Rakotoarivony
--------
Link:
