tsotra ihany (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny alina izao
Tsy tsaroako tcng ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny fitiavantsika

Vao maraina indray ny andro
Ny hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny endrikao

Ny vohary manodidina ahy jktvnjgp
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao

Toy ny masoandro tszpgbis ato an-tsaiko
Hy hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany tononkira.serasera.org ilaiko
Tsotra ihany ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 6429
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 15/10/2006 19:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117