tsotra ihany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny alina izao
Tsy tsaroako ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny fitiavantsika
Vao maraina indray ny andro
Ny hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny endrikao tononkira.serasera.org
Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao
Toy eyyfla nvxj ny masoandro ato an-tsaiko
Hy hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ikrfkrte ianao
Tsy tsaroako ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny fitiavantsika
Vao maraina indray ny andro
Ny hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny endrikao tononkira.serasera.org
Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao
Toy eyyfla nvxj ny masoandro ato an-tsaiko
Hy hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ikrfkrte ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 6515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cutie
Daty : 15/10/2006 19:14
