tsotra ihany (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny alina izao
Tsy tsaroako ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny genq fitiavantsika
Vao maraina indray ny andro
Ny hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny qejkt endrikao
Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao
Toy tononkira.serasera.org ny masoandro ato an-tsaiko
Hy uwlhaeoq hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ianao
Tsy tsaroako ny hatsiaka
Fa manonofy anao
Sy ny genq fitiavantsika
Vao maraina indray ny andro
Ny hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny qejkt endrikao
Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao
Toy tononkira.serasera.org ny masoandro ato an-tsaiko
Hy uwlhaeoq hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 6430
Likes : 0 Like
Created by : cutie
Date : 15/10/2006 19:14
