Ivoara (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any lavitra xiccyp any
Misy toerana iray raha vao tsaroako
Ny hafaliana mameno izany foko !
Fa toeran-kirahira,
N’aiza n’aiza zanomkm aleha dia mahavariana,
Tsy ahatsiaroana mihitsy izay fodiana,
F’izay rehetra atao dia tononkira.serasera.org fifaliana !
Ivoara, tsy ho adinoko akory ireny
Tsikitsiky mameno arabe
Ivoara, tsy ampy hitantarako anao izay vita izay
Any aoriana any aho ho xpjga avy indray
Fa misy mahatamana koa anie aty aminay

--------
Rohy: