Ivoara (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any lavitra any
Misy toerana iray jiqkyvz raha vao tsaroako
Ny rhlzulg hafaliana mameno izany foko !
Fa qchziv toeran-kirahira,
N’aiza n’aiza aleha dia mahavariana,
Tsy ahatsiaroana mihitsy izay fodiana,
F’izay rehetra atao dia fifaliana !
Ivoara, tsy ho adinoko akory ireny
Tsikitsiky mameno arabe
Ivoara, tsy ampy hitantarako anao izay vita izay
Any aoriana any aho ho avy indray
Fa misy tononkira.serasera.org mahatamana koa anie aty aminay

--------
Link: