Ivoara (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any lavitra any
Misy toerana iray raha vao tsaroako
Ny dhjbrkqq hafaliana mameno izany foko !
Fa toeran-kirahira,
N’aiza n’aiza aleha dia mahavariana,
Tsy ahatsiaroana mihitsy izay fodiana,
F’izay rehetra atao dia fifaliana !
Ivoara, tsy ho adinoko akory ireny
Tsikitsiky mameno arabe
Ivoara, tsy tdoya prdhspi ampy hitantarako anao izay vita izay
Any aoriana any tononkira.serasera.org aho ho avy indray
Fa misy mahatamana koa anie aty aminay

--------
Lien: