MIFONA (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Be fiantra
Mba mamindra fo amiko
Diovy aho araka ny haben’ny fitiavanao
Tsaroako ny hadisoako
Teo anatrehanao ny otako
Dia taminao ihany Tompo ô!
No nanaovako jbujje ny tvepapre heloko
Ray ô! Be ........... fitiavanao
Teraka aho tononkira.serasera.org noho ny heloka
Torotoro tamin’ny ota aho
Vonoy ny heloko rehetra
Ny ranao Tompo ô!
Hanadio ny otako
Ray ô! .............. fitiavanao
Aza manary ahy hiala Aminao
Omeo fo madio aho
Ray ô! cvjw Havaozy, hiorina
Hatrany ilay finoako Anao ry Ray!
Ka andray ny famonjenao
Mba mamindra fo amiko
Diovy aho araka ny haben’ny fitiavanao
Tsaroako ny hadisoako
Teo anatrehanao ny otako
Dia taminao ihany Tompo ô!
No nanaovako jbujje ny tvepapre heloko
Ray ô! Be ........... fitiavanao
Teraka aho tononkira.serasera.org noho ny heloka
Torotoro tamin’ny ota aho
Vonoy ny heloko rehetra
Ny ranao Tompo ô!
Hanadio ny otako
Ray ô! .............. fitiavanao
Aza manary ahy hiala Aminao
Omeo fo madio aho
Ray ô! cvjw Havaozy, hiorina
Hatrany ilay finoako Anao ry Ray!
Ka andray ny famonjenao
--------
Rohy:
