MIFONA (Ktzat)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Be fiantra
Mba mamindra fo amiko
Diovy jdbahr aho araka ny tononkira.serasera.org haben’ny fitiavanao
Tsaroako ny hadisoako
Teo anatrehanao ny otako
Dia taminao ihany Tompo ô!
No nanaovako ny heloko
Ray ô! Be ........... fitiavanao
Teraka aho noho ny heloka
Torotoro tamin’ny ota aho
Vonoy ny hlkj heloko rehetra
Ny ranao Tompo ô!
Hanadio ny otako
Ray ô! .............. fitiavanao
Aza gcawwl manary ahy hiala Aminao
Omeo fo madio aho
Ray ô! Havaozy, hiorina
Hatrany ilay finoako Anao ry Ray!
Ka andray ny famonjenao
Mba mamindra fo amiko
Diovy jdbahr aho araka ny tononkira.serasera.org haben’ny fitiavanao
Tsaroako ny hadisoako
Teo anatrehanao ny otako
Dia taminao ihany Tompo ô!
No nanaovako ny heloko
Ray ô! Be ........... fitiavanao
Teraka aho noho ny heloka
Torotoro tamin’ny ota aho
Vonoy ny hlkj heloko rehetra
Ny ranao Tompo ô!
Hanadio ny otako
Ray ô! .............. fitiavanao
Aza gcawwl manary ahy hiala Aminao
Omeo fo madio aho
Ray ô! Havaozy, hiorina
Hatrany ilay finoako Anao ry Ray!
Ka andray ny famonjenao
--------
Link:
