Jesosy Mandondona (Ktlm Antsirabe Antampontanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tena fiainam-baovao
No omen'i Tompo ho anao
Raha toa ka mety tononkira.serasera.org ianao
Ny hiala wlep amin'ny ratsy izay fanao
Ary indro fo vaovao
No mbola hapetrany aminao
Fiainana sy hainga vao
No indro eyjj hiainanao
Isan'andininy:
Jesosy mandondona
Ao ambaravaran'ny fonao
Maniry xuwab Izy hitoetea sy mba tena honina ao
Jesosy anie anio
Manaiky hanavao
Raha mety ianao
Ny andray azy izao
2.Tena sarotra tokoa
Izany hamela heloka
Tena sarotra tsy vita
Moramora amin'izao
Nefa tena mahatsiaro
Tsy manana fiadanam-po
Henjein'ny heritreritra
Matsiaro nenina
Isan'andininy
...
No omen'i Tompo ho anao
Raha toa ka mety tononkira.serasera.org ianao
Ny hiala wlep amin'ny ratsy izay fanao
Ary indro fo vaovao
No mbola hapetrany aminao
Fiainana sy hainga vao
No indro eyjj hiainanao
Isan'andininy:
Jesosy mandondona
Ao ambaravaran'ny fonao
Maniry xuwab Izy hitoetea sy mba tena honina ao
Jesosy anie anio
Manaiky hanavao
Raha mety ianao
Ny andray azy izao
2.Tena sarotra tokoa
Izany hamela heloka
Tena sarotra tsy vita
Moramora amin'izao
Nefa tena mahatsiaro
Tsy manana fiadanam-po
Henjein'ny heritreritra
Matsiaro nenina
Isan'andininy
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ktlm Antsirabe AntampontananaVangy : 197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 20/01/2026 18:56
