Ampianaro (Ktlm Antsirabe Antampontanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro hahay andray izay
Lazain'ny teninao izahay
Fa mbola bado ka mila
Mpanorolalana hanazava
Izay rehetra alehanay

Ampianaro koa hahay hisedra
Ireo fankam-panahy
Maro izay misarika hanalavitra Hanao

Ka tsy ho resy fa ho mpandresy
Ka handroso hery antrany
Anatontosa ny asa
Izay nasainao ho tanterahanay

Fa maivana ny otako ianao
Nefa izahay toa mialangalana
Tsy te hotondra
Fa toa mataotra raha sendra tojo
Zava-tsatotra

Fa Hianao koa no efa nilaza
Fa tsy hamela anay irery ety
Ka noho izany dia angatahinay
Ianao tsy hisaraka aminay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ktlm Antsirabe Antampontanana
Hits : 67
Likes : 0 Like
Created by : Hoby3
Date : 07/11/2025 13:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0183