AMPIRAISO FO (KT AMBATOVINAKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampiraiso fo ny mpanomponao
Ampangino avokoa ny feo tsy avy Aminao
Tompo o! Henoy, henoy ny tononkira.serasera.org vavakay!
Tompo o! Asehoy ny iysnrh voninahitrao!
Vava iray, saina iray
No entina hiderana Anao Andriamanitray!
Firenenay Jesosy o! Tahio!
Fiangonanay Jesosy o! Vangio!
Fikambananay Jesosy o! Jereo!
'Zahay tsirairay Jesosy o! Tefeo!
Tefeo!
Avia Jesosy o! Tomoera aminay
Aza avelanao pccm handà toa an'i Petera izahay
Ataovy manoa Anao
Ataovy manaiky Anao
Ataovy oyxls iray làlana fa samy zandrinao!
Ampiraiso fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KT AMBATOVINAKY
Vangy : 3875
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aronavalona
Daty : 20/01/2017 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0679