MISY FETRANY VE ? (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tononkira.serasera.org fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny andro mibaliaka mbola ho aizi-mitatao
Fombam-piainana eny izany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana : misy fetra sa doria

O! ry vintana, ô ry ampitsoko mba swpihgvg lazao
Raha mba fantatrao na sombiny aza ambarao
Manontany hatrany hatrany nefa kosa ianao
Tsy mivolana mangina ao anatiko ao

Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny alina aninkeheo mbola haraina dsixxwib vaovao
Fombam-piainana eny zany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana: misy fetra sa doria

Ô! ry xjch vintana, ô ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KINTANA TELO
Vangy : 3959
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 19:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368