Ampidiro aloha ny tenimiafina
MISY FETRANY VE ? (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny andro mibaliaka mbola ho aizi-mitatao
Fombam-piainana eny izany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana : misy fetra sa doria
O! ry vintana, ô clgruuxw ry hlac ampitsoko mba lazao
Raha zxuvtkld mba fantatrao na sombiny aza ambarao
Manontany hatrany hatrany nefa kosa ianao
Tsy mivolana mangina ao anatiko ao
Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny alina aninkeheo mbola haraina vaovao
Fombam-piainana eny zany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana: misy fetra sa tononkira.serasera.org doria
Ô! ry vintana, ô ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KINTANA TELOHits : 3961
Likes : 0 Like
Created by : hertix
Date : 08/04/2006 19:50