MISY FETRANY VE ? (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny andro mibaliaka mbola ho edub aizi-mitatao
Fombam-piainana eny izany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana : misy fetra sa doria

O! ry vintana, ô ry ampitsoko mba lazao
Raha mba fantatrao na sombiny nayatsm aza ambarao
Manontany zndrvoc hatrany hatrany nefa kosa ianao
Tsy mivolana mangina ao anatiko ao

Misy fetrany avokoa izao rehetra izao
Ka ny alina aninkeheo mbola tononkira.serasera.org haraina vaovao
Fombam-piainana eny zany nefa hatraiza ny fitia
Manontany tena foana: misy fetra sa doria

Ô! ry vintana, ô ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KINTANA TELO
Visites : 3999
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 08/04/2006 19:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294