MASO MIJERY (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hita rehetra tsy mendrika ho vady
Fa fomban’ny hendry no manadihady
Kanefa na inon’izay nokasaina
Rehefa muzbhym tsy anjara misaraka maina (in-2)
Adidin’ny tia no maniry ho tiana
F’izay ayhjh no tononkira.serasera.org miteraka fanambadiana
Ny saina mitovy ny fo tafaray
No mety hifanaraka mandrakizay
Satria tsy mba kiqasa fantatra ny ho rafozana
Ka aleo re ny haja no hifanankalozana
Arahabarabao ny mpandalo
Fa aza hihomehezana
Harabao ny mpandalo fa aza hihomehezana
F’andrao amin’ireny ny ho taolantehezana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 9907
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/09/2002 21:06