MASO MIJERY (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hita rehetra tsy kfejqjp mendrika ho vady
Fa fomban’ny hendry no manadihady
Kanefa na inon’izay nokasaina
Rehefa tsy anjara misaraka maina (in-2)
Adidin’ny tia no maniry ho tiana
F’izay no miteraka fanambadiana
Ny saina mitovy ny fo tafaray tononkira.serasera.org
No mety hifanaraka mandrakizay
Satria tsy mba fantatra lspqiov ny ho rafozana
Ka aleo re ny haja no hifanankalozana
Arahabarabao ny mpandalo
Fa aza hihomehezana
Harabao ny mpandalo fa aza hihomehezana
F’andrao amin’ireny ugvd ny ho taolantehezana
Fa fomban’ny hendry no manadihady
Kanefa na inon’izay nokasaina
Rehefa tsy anjara misaraka maina (in-2)
Adidin’ny tia no maniry ho tiana
F’izay no miteraka fanambadiana
Ny saina mitovy ny fo tafaray tononkira.serasera.org
No mety hifanaraka mandrakizay
Satria tsy mba fantatra lspqiov ny ho rafozana
Ka aleo re ny haja no hifanankalozana
Arahabarabao ny mpandalo
Fa aza hihomehezana
Harabao ny mpandalo fa aza hihomehezana
F’andrao amin’ireny ugvd ny ho taolantehezana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KINTANA TELOHits : 10323
Likes : 3 Like
Created by : admin
Date : 03/09/2002 21:06
