MASO MIJERY (KINTANA TELO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hita rehetra tsy mendrika ho vady
Fa fomban’ny hendry no manadihady
Kanefa na inon’izay nokasaina
Rehefa tsy anjara misaraka maina (in-2)  

Adidin’ny tia no maniry ho tiana
F’izay cckpje no miteraka fanambadiana
Ny saina mitovy ny wvhbl fo tafaray
No mety hifanaraka mandrakizay

Satria tsy mba tononkira.serasera.org fantatra ny znaa ho rafozana
Ka aleo re ny haja no hifanankalozana
Arahabarabao ny mpandalo
Fa aza hihomehezana
Harabao ny mpandalo fa aza hihomehezana
F’andrao amin’ireny ny ho taolantehezana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : KINTANA TELO
Visites : 10321
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 03/09/2002 21:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831