Hiran-drazako (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Hira tiako indrindra
Ny hiranao ry taniko
ahaizako mandrindra
ny vazoko ka mamiko
Ka na aiza, na aiza alehako
Dia ao am-bavako ao
ataoko ho reharehako
Amin’izao tontolo izao
Tsy hira nosandohako
Na hira mba nindramiko
Fa efa tany alohako
‘zay nahatany anao ry taniko
No tena nisehoany tao am-pon’ireo
razana ka ysqjjct tononkira.serasera.org nampitainy
nokaloiny ho lovan’ireo taranaka
Mamiko ry razako ny bahan-kiranao
Laniko ka tsy afako, kaloiko woabsfu lava izao
Ny hiranao efwibfju ventesiko amin’ny teny tena mamiko
Satriko hiraina mazàna
ny hiranao, hiranao ry taniko
Ny hiranao ry taniko
ahaizako mandrindra
ny vazoko ka mamiko
Ka na aiza, na aiza alehako
Dia ao am-bavako ao
ataoko ho reharehako
Amin’izao tontolo izao
Tsy hira nosandohako
Na hira mba nindramiko
Fa efa tany alohako
‘zay nahatany anao ry taniko
No tena nisehoany tao am-pon’ireo
razana ka ysqjjct tononkira.serasera.org nampitainy
nokaloiny ho lovan’ireo taranaka
Mamiko ry razako ny bahan-kiranao
Laniko ka tsy afako, kaloiko woabsfu lava izao
Ny hiranao efwibfju ventesiko amin’ny teny tena mamiko
Satriko hiraina mazàna
ny hiranao, hiranao ry taniko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KINTANA TELOVangy : 2680
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randriamparany86
Daty : 05/10/2017 16:26
