Hiran-drazako (KINTANA TELO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nnzspxe
Ny Hira tiako indrindra
Ny hiranao ry tononkira.serasera.org taniko
ahaizako mandrindra qgomznq
ny vazoko ka mamiko
Ka na aiza, na aiza alehako
Dia ao am-bavako ao
ataoko ho reharehako
Amin’izao tontolo izao
Tsy hira nosandohako
Na hira mba nindramiko
Fa efa tany alohako
‘zay nahatany anao ry taniko
No tena nisehoany tao am-pon’ireo
razana ka nampitainy
nokaloiny ho lovan’ireo taranaka
Mamiko ry razako ny bahan-kiranao
Laniko ka tsy qqplwnd afako, kaloiko lava izao
Ny hiranao ventesiko amin’ny teny tena mamiko
Satriko hiraina mazàna
ny hiranao, hiranao ry taniko
Ny Hira tiako indrindra
Ny hiranao ry tononkira.serasera.org taniko
ahaizako mandrindra qgomznq
ny vazoko ka mamiko
Ka na aiza, na aiza alehako
Dia ao am-bavako ao
ataoko ho reharehako
Amin’izao tontolo izao
Tsy hira nosandohako
Na hira mba nindramiko
Fa efa tany alohako
‘zay nahatany anao ry taniko
No tena nisehoany tao am-pon’ireo
razana ka nampitainy
nokaloiny ho lovan’ireo taranaka
Mamiko ry razako ny bahan-kiranao
Laniko ka tsy qqplwnd afako, kaloiko lava izao
Ny hiranao ventesiko amin’ny teny tena mamiko
Satriko hiraina mazàna
ny hiranao, hiranao ry taniko
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KINTANA TELOHits : 2681
Likes : 0 Like
Created by : randriamparany86
Date : 05/10/2017 16:26
