Tontolo iainana (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nosimbanao ireo zavatra niainako
Tsy tsaroanao ny fitiavako
Ireo zavatra izay maro tazako
Tsy sarotiny akory ianao
An an an an
Jereo fa rava izao tontolo izao
Nefa mbola tsy tonga saina foana ianao
Hijery sy hiantra azy ireo
Amin’izay manodidina anao
An an an an
Jereo fa misy ireo tsy tonga saina
Manimba sy mikapa ny zava-manan’aina
Ianao no antenainay hisolo azy avy hatrany
Hitondra ny fitarainany amin’ny olona eto an-tany
Isika ko no antenainy
Hitondra azy avy hatrany
Ny hafanam-ponao tononkira.serasera.org anie
No hitondra izany
Arovy izay bsfdobqo mba nrbopk gxrkruul anananao
Mitsangana ka arovy ny tontolo iainanao
Arovinao ka arovy hatrany
Mitsangana ka arovy ny tontolonao mamy
KIAKA
Tsy tsaroanao ny fitiavako
Ireo zavatra izay maro tazako
Tsy sarotiny akory ianao
An an an an
Jereo fa rava izao tontolo izao
Nefa mbola tsy tonga saina foana ianao
Hijery sy hiantra azy ireo
Amin’izay manodidina anao
An an an an
Jereo fa misy ireo tsy tonga saina
Manimba sy mikapa ny zava-manan’aina
Ianao no antenainay hisolo azy avy hatrany
Hitondra ny fitarainany amin’ny olona eto an-tany
Isika ko no antenainy
Hitondra azy avy hatrany
Ny hafanam-ponao tononkira.serasera.org anie
No hitondra izany
Arovy izay bsfdobqo mba nrbopk gxrkruul anananao
Mitsangana ka arovy ny tontolo iainanao
Arovinao ka arovy hatrany
Mitsangana ka arovy ny tontolonao mamy
KIAKA
--------
Rohy:
