Losifera (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tena mahatsiravina
Toa tena mampataotra
N'y mahita ity fanjakana iray
Tsy any an-danitra ary tsy eto an-tany izany
Andrenesana KIAKA
Andrenasana hehy
Misy alau DEVOLY sy MPANOTA maro be
Ireo vehivavy izay mifatotra
Tsy misy mpiaro ka mi KIAKIAKA
Lanonam-be foana
Andrenesana mozika
Lanonam-be foana
KIAKA DIABOLIAKA
Io losofera eo afovoany
Ilay anjely mainty izay namadika
Ny miaramilany etsy andaniny
Mitotorebika sy faly aok'izany
HARD ROCK , HEAVY METAL
No ré manako mandritry n'y alina
Raha krwscmq izany no fiainana
Ho tantinao ve sa tononkira.serasera.org tsy ho tantinao nenfku izany .....
Toa tena mampataotra
N'y mahita ity fanjakana iray
Tsy any an-danitra ary tsy eto an-tany izany
Andrenesana KIAKA
Andrenasana hehy
Misy alau DEVOLY sy MPANOTA maro be
Ireo vehivavy izay mifatotra
Tsy misy mpiaro ka mi KIAKIAKA
Lanonam-be foana
Andrenesana mozika
Lanonam-be foana
KIAKA DIABOLIAKA
Io losofera eo afovoany
Ilay anjely mainty izay namadika
Ny miaramilany etsy andaniny
Mitotorebika sy faly aok'izany
HARD ROCK , HEAVY METAL
No ré manako mandritry n'y alina
Raha krwscmq izany no fiainana
Ho tantinao ve sa tononkira.serasera.org tsy ho tantinao nenfku izany .....
--------
Rohy:
