Ilay mahantra (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro maraina vao mifoha
Andro iray rkkkeuhu vaovao eo @ fiainako
Ny omaly ihany ve no hosainiko
Tsy misy hafa fa iray ihany koa
Andro maraina...
KA INONA ARY NO HATAOKO?
Hanao inona (2)
Mandritry ny andro?
SAKAFO wydzdk tononkira.serasera.org IHANY NO ATO AN-TSAIKO
Hanao inona (2)
Mba hahazoako izany?
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Toa tsy mba faly @ fiainana
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Oie ka mba vonjeo re
Ho aiza cish e?
Andro iray rkkkeuhu vaovao eo @ fiainako
Ny omaly ihany ve no hosainiko
Tsy misy hafa fa iray ihany koa
Andro maraina...
KA INONA ARY NO HATAOKO?
Hanao inona (2)
Mandritry ny andro?
SAKAFO wydzdk tononkira.serasera.org IHANY NO ATO AN-TSAIKO
Hanao inona (2)
Mba hahazoako izany?
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Toa tsy mba faly @ fiainana
Ho aiza e (2) ilay mahantra
Oie ka mba vonjeo re
Ho aiza cish e?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 14403
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : abbath
Daty : 29/12/2002 19:40
